fanolorana (ankapobeny)

Published on 16:14, 03/17,2006

i ravakamalala ve? tsy dia misy ambara firy aminy , tsy miavaka loatra amin ny be sy ny maro fa mitovy aminareo rehetra ireo ihany e! izy tsy manam pahaizana be fa tsy dondrona koa , tsy manan talenta nefa tsy bonaika, ... raha liana ianao dia izao e...
 (tohiny)


Tonga soa ravakamalala!

Published on 15:18, 03/13,2006


"Misaotra anao mampiasa ny Blaogy."

misaotra an ny serasera namorona ny blaogy ka. nahita an ity takelaka ty aho d hoy aho tsara kosa izany fa ndao hanandrana, nony nisokatra illay izy dia ohatran ny tsy nahita tenenina tampoka ndray aho..oooppppsss...