Ze Come back

Published on 07/06,2007

Efa ela mihitsy aho no manina an ity mitoraka blaogy ity, impiry aho no avy manao zavatra mahafinaritra ahy dia miteny anakampo hoe hotorahiko ao am blaogy izay fa teren ny izao afaka maneritery rehetra izao dia tsy afaka e!!!!!!!

fa manomboka androany dia hiverina hanoratra indray aho! raha ny zavatra nitranga hatramin ny nanoratako farany tato no tantaraiko eto indray dia mahamasaka tongotr'omby ho an ny malagasy rehetra angamba aho. ezahiko ihany e!

 ny tena somary manahirana kely amin izy ity koa dia ilay hoe : tora-po no atao ato, rehefa tena hanao tora po anefa ianao, dia tsy miasa saina amin izay mety hoe eritreretin ny olona, fa rehefa mitoraka bilaogy anefa ianao dia tsy mety afaka ao an doha hoe : hamaky eto zao i anona,  dia i anona, dia i pissoa, dia i anona, dia i jentilisa, dia i lapino,...... dia ....fa tsy maninona fa ohatran ny hoe garde-fou io izany e! raha tsy hoe garde-folle!

a bientôt ozy teniny! 


Trackback URL

http://blaogy.com/trackback.php?id=3115

Leave a Reply

One Response to Ze Come back



  1. Visit pissoa

    Salut Ravaka !

    Hi hi hi, mihomehy sahady aho mamaky ny soratran-dry ! Efa mahazo miandry ny tohiny izany izao an ... !

    Mazotoa hatrany dia mirary soa foana e ;)



  2. Visit lapino

    Za zany lasa te hihinana tongotr'omby :)



  3. Visit ikalamako

    za koa mamaky sy mamela rangotra foana, ka mba miandry izay hovakiana ravaka a !



  4. Visit Tokinao

    Tadidio koa fa i tokinao koa mba tsy diso anjara ato a hihihi.

    Na tsy ho an'ny malagasy reetra aza ange fa ho anay ato fotsiny ilay tongotr'omby dia efa mety e :).