tsiambaratelo fa ambarako aminao eeee!!!!!....
...aza tratrako i pissoa sy lapino fa maratrako. Tag a tag , zao aho mitagataga...
tssssssss.... Eny ary fa efa izay no tadiavinareo, miala kely ny saron tava androany, tandremo nefa sao tsy mahatanty a , nisy antony anie matoa ireo notazomiko ho tsiambaratelo e! tsiambararoa mihitsy aza, 
1/ hahahaha na za aza tsy nahalala an ity secret iray ity : tena BADO
aho amin ny fampiasana ny blaogy.com, mampiditra lahatsoratra avy dia
tena mampiraraka ny hatsembohako amin ity andro ririnina ( sempotra aho vao nahavita an ity ho "rohy tohiny ..." an!!!. pppfffff
2/ za tena mankafy mijery dessins animés ary tena mivanitika sy midonaka eo anoloan ny panthere rose.
3/ milatsaka ny ranomasoko ndraindray (ndraindray ho aho a) rehefa mijery "ally mac beal" !
4/ tena saro piaro be mihitsy i ravakamalala, amin ny olon tiany.
5/ Mahay manafina be ny hasarotam piarony anefa i ravakamalala dia ohatran ny hoe izy no tena "sipa cool indrindra amin ny tanana" ( indrisy ry lisy fa tsy nisy na dia tapa-tsôsisy)
6/ nanomboka tamin ny 2001 aho no nifoka sigara be ohatran ny lamasinina (fa izao aloha mijanona eo amin ny garan ambatofotsy ny lamasinina dia tsy manetroka indray)
7/ nanaiky fitia lamban akoho tamin na lehilahy iray izay aho (ngah tsy loza e!!!) ary atsy ho atsy (amin ny volana jona ) dia ho lasa 2 ny tara-masoandronay! 
... za anie efa niteny hoe tsy aleo najanona ho tsiambaratelo!!!! ka dia mazotoa ary dia mampamangy amin ny ankizy fa ny lehibe efa nihaona!
Hafatra manokana ho an i : ikaretsaka mandra-pamaky ny pistilinaô e! efa nitagataga daholo ny mpitoraka blaogy mba fantako!
03/09,2008, at 12:11
Visit pissoa
Voila ! elle comes back, hi hi .
Misaotsa eeee. Sao tokony fatorana amin'ny tady mahazaka ao antrano rams raha izany hi hi.
03/09,2008, at 12:24
Visit ikalamako
ny lamasinina manetroka efa mistans ao amin'ny garan'Ambatofotsy fa i ravakamalala kosa mistans eto amin'ny garan'ny blaogy amin'izay ary an !
Manaova soa amin'ny volana jiona akia a ! Misy atao eksikizy handaniana ny tontolon'ny andro mijery pantera rosa.
Faly mahafantatra e !
03/09,2008, at 14:27
Visit ikalakely
Faly mahalala an'i Ravakamalala!
DAnz zany topo an-driako izany, mijery panthère rose dia misôra avy eo mitomany rehefa iny ally mac beal.
Saro -piaro tahaka azy koa izany? tàno tsara aloha hatramin'ny juin e!!!!
03/09,2008, at 16:45
Visit news2dago
faly mahafanatatra e!
dia mirary soa ny vahiny kely
03/09,2008, at 17:33
Visit ravakamalala
pissoa > k'efa oe miseho bôby dia mody gisa be hoe tsy saro piaro mits fa tena zeeeen be mits!
ikalamako > f'angà zao d tsy efa manararaotra mijery eo miaraka am lé raikalahy zokiny
ikalakely > misy fanina amin ally mac beal koa ato zany
news2dago > faly mafantatra torak zany koa e!
tsara ty aterineto ty an!!!
03/09,2008, at 21:23
Visit simp
tsara ve le sigara ry ise? :P
03/10,2008, at 01:06
Visit lap
ntsonale e! ;-)
03/10,2008, at 20:32
Visit Lalasoa
7/ nanaiky fitia lamban akoho tamin na lehilahy iray izay aho (ngah tsy loza e!!!) => loza ve satria lehilahy?
03/10,2008, at 22:41
Visit pissoa
Lalasoa : ha ha ha ! iny njay no tsy hitako ! lol.
Ho ela velona anie ny 8 marsa lol
03/12,2008, at 18:23
Visit club
Bjr (miala any ny squatteuse)
faly mahafanatatra koa ary faly mamaky ny secrets secrets izahay. Zà ato mba manao sondage kely momban'io ka ravakamalala zany tsy @ ekipa ny ry ikalakely satria ry zareo tsy mifoka sigara, nefa girlie girl be ilay "ally mc beal" donc team pissoa tsika zany! ah non pissoa tsy manao zipo...hmmmmm
Felicitations pr Juin!