"SEDRA"

Published on 08:59, 06/13,2008

....

 

 

 

 (tohiny)


UNION DE PRIERE

Published on 14:07, 04/16,2008

Andriamanitra dia FITIAVANA. I ravakamalala dia mino tanteraka fa Andriamanitra no mpandahatra ny fiainantsika olombelona, fantany izay mahasoa antsika, ary raha tena matoky azy dia tsy ho very amin izay tokony ho anjarany isika tsirairay avy. Indraindray anefa isika dia sendra ny fitsapana tena mahamay sy marary hany ka velom panontaniana hoe " Nahoana re Andriamanitra ô?" Dia tsy mahita valiny, tsy tokony hahakivy izany fa izao no tadidio "Dieu permet le mal pour un plus grand bien"...

  (tohiny)


"voan-dalana"

Published on 11:40, 04/14,2008

Ho avy avy any dago i nenitoanayyyyyyyyyyy !!! ka io moa araka ny fomba izay tsy hita izay maharatsy azy dia tsy maintsy manafatra entana foana e! Na ny aty na ny any dago, rehefa hoe misy olona handeha dia marina fa eo ilay hoe maika ny hifankahita fa ny tena mahamaika koa (ary mino mihitsy aho fa iombonako amin ny rehetra io) dia ilay manafatra entana, tssss... (tohiny)


ravitoto sy "côcô"

Published on 11:22, 04/14,2008

Ela ny ela ka tena natsiro ny ravitoto nandrahoiko, apetrako eto ny "recette" sady zaraiko aminareo no jerijereko any aoriana any koa sao adinoko.... (tohiny)


"AN - TANANAO"

Published on 11:16, 04/06,2008

Inty ny tononkalo nosoratan i Dada farany alohan' ny nandaozany antsika tamin ny 22 septambra 2007. Tsy amin alahelo no anoratako azy fa vao maika aza mifanohitra amin izay : FANANTENANA. Faly mihitsy aza aho eto am-panoratana satria na inona na inona ny zava-tsarotra nentiny tamin ny fiainany, tsy nanadino an' Andriamanitra hatramin ny farany izy. Smile 

  (tohiny)


1 2 3  Manaraka»