A bon entendeur!

Published on 22:53, 07/19,2007


Hafatra nalefan ilay namako izay ho ahy, tiako tehirizina fa mampihomehy ahy foana! ( fa tsy hoe i ram's akory no niteny an ireo, na dia tsapako ihany aza fa mety hieritreritra an ireo izy....)

 (tohiny)


Ze Come back

Published on 13:31, 07/06,2007

Efa ela mihitsy aho no manina an ity mitoraka blaogy ity, impiry aho no avy manao zavatra mahafinaritra ahy dia miteny anakampo hoe hotorahiko ao am blaogy izay fa teren ny izao afaka maneritery rehetra izao dia tsy afaka e!!!!!!!

fa manomboka androany dia hiverina hanoratra indray aho! raha ny zavatra nitranga hatramin ny nanoratako farany tato no tantaraiko eto indray dia mahamasaka tongotr'omby ho an ny malagasy rehetra angamba aho. ezahiko ihany e!

 ny tena somary manahirana kely amin izy ity koa dia ilay hoe : tora-po no atao ato, rehefa tena hanao tora po anefa ianao, dia tsy miasa saina amin izay mety hoe eritreretin ny olona, fa rehefa mitoraka bilaogy anefa ianao dia tsy mety afaka ao an doha hoe : hamaky eto zao i anona,  dia i anona, dia i pissoa, dia i anona, dia i jentilisa, dia i lapino,...... dia ....fa tsy maninona fa ohatran ny hoe garde-fou io izany e! raha tsy hoe garde-folle!

a bientôt ozy teniny! 


Tonga soa ravakamalala!

Published on 14:18, 03/13,2006


"Misaotra anao mampiasa ny Blaogy."

misaotra an ny serasera namorona ny blaogy ka. nahita an ity takelaka ty aho d hoy aho tsara kosa izany fa ndao hanandrana, nony nisokatra illay izy dia ohatran ny tsy nahita tenenina tampoka ndray aho..oooppppsss... 


«Mialoha   1 2