UNION DE PRIERE

Published on 14:07, 04/16,2008

Andriamanitra dia FITIAVANA. I ravakamalala dia mino tanteraka fa Andriamanitra no mpandahatra ny fiainantsika olombelona, fantany izay mahasoa antsika, ary raha tena matoky azy dia tsy ho very amin izay tokony ho anjarany isika tsirairay avy. Indraindray anefa isika dia sendra ny fitsapana tena mahamay sy marary hany ka velom panontaniana hoe " Nahoana re Andriamanitra ô?" Dia tsy mahita valiny, tsy tokony hahakivy izany fa izao no tadidio "Dieu permet le mal pour un plus grand bien"...

  (tohiny)


"voan-dalana"

Published on 11:40, 04/14,2008

Ho avy avy any dago i nenitoanayyyyyyyyyyy !!! ka io moa araka ny fomba izay tsy hita izay maharatsy azy dia tsy maintsy manafatra entana foana e! Na ny aty na ny any dago, rehefa hoe misy olona handeha dia marina fa eo ilay hoe maika ny hifankahita fa ny tena mahamaika koa (ary mino mihitsy aho fa iombonako amin ny rehetra io) dia ilay manafatra entana, tssss... (tohiny)


ravitoto sy "côcô"

Published on 11:22, 04/14,2008

Ela ny ela ka tena natsiro ny ravitoto nandrahoiko, apetrako eto ny "recette" sady zaraiko aminareo no jerijereko any aoriana any koa sao adinoko.... (tohiny)


tsiambaratelo fa ambarako aminao eeee!!!!!....

Published on 08:21, 03/09,2008

...aza tratrako i pissoa sy lapino fa maratrako. Tag a tag , zao aho mitagataga... Embarassed tssssssss.... Eny ary fa efa izay no tadiavinareo, miala kely ny saron tava androany, tandremo nefa sao tsy mahatanty a , nisy antony anie matoa ireo notazomiko ho tsiambaratelo e! tsiambararoa mihitsy aza, Cool

 (tohiny)


Dada tiako....

Published on 16:47, 09/22,2007

Nanan-talenta izay dadanay izay, na dia tsy nahavita namoaka boky toy ireny kalaza lahy ireny aza izy, na dia tsy mba niakatra antsehatra ho tehafan ny mpijery aza izy, ato ampoko dia i dada no poety mahay indrindra (topazo maso anie ao am sokajy tononkalo ao e !!!)

Ny mampalahelo dia izao, mba te hamaly ny tononkalony aho ilazako ihany koa ny fitiavako azy, ary ny alaheloko amin izao fotoana izao, saingy tsy mahay aho!!! nefa be ny tiako ambara..... ka asa ihany raha ho tody ny hafatra ....


Ka indramiko ny tononkalon i Rado :

 (tohiny)